Retour aux livres
Ny Lalan’ny Fiainana

Ny Lalan’ny Fiainana

par Zacharias T. Fomum

Malagasy
134 pages2 min de lectureCPH

Ity boky ity dia manoro ny lalana hidirana ao anatin’ny fiainana kristiana, amin’ny fifandraisana velona amin’i Jesosy, izay varavarana hidirana amin’ny fiombonana amin’Andriamanitra : ny lalan’ny fiainana. Natokana ho anao mba hanampy anao hahita ny Tompo Jesosy. Nosoratana mba hanampy anao hiditra amin’io fiainana io, izay omeny maimaim-poana ho an’ireo olona rehetra mitodika Aminy. Ity boky ity dia bokinao. Vakio izany. Mifanenà amin’i Jesosy Tompo. Atolory Azy ny tenanao, dia izay ianao vao hanomboka ho velona tokoa.

0,99 EUR

Télécharger / Acheter sur ztfbooks

Un exemplaire papier en Belgique ?

Pour obtenir une version physique de cet ouvrage, contactez-nous en Belgique.

Nous contacter